2 Samoela 10:10 MG1865

10 Ary ny olona sisa kosa nomeny ho entin'i Abisay rahalahiny halahany hiady amin'ny taranak'i Amona.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 10

Jereo 2 Samoela 10:10 amin'ny teny manodidina.