2 Samoela 10:9 MG1865

9 Ary rehefa hitan'i Joaba fa teo anoloany sady teo ivohony ny fahavalo, dia nifidy olona tamin'ireo voafantina tamin'ny Isiraely rehetra izy, ka nalahany hiady tamin'ny Syriana.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 10

Jereo 2 Samoela 10:9 amin'ny teny manodidina.