12 Mahereza ary, ka aoka hitombandahy isika ho an'ny firenentsika sy ny tanànan'Andriamanitsika; ary aoka Jehovah hanao izay sitrapony.
Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 10
Jereo 2 Samoela 10:12 amin'ny teny manodidina.