2 Samoela 10:13 MG1865

13 Ary Joaba sy ny olona nanaraka azy nandroso hiady amin'ny Syriana; ary dia nandositra niala teo anoloany ireo.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 10

Jereo 2 Samoela 10:13 amin'ny teny manodidina.