2 Samoela 12:11 MG1865

11 Izao koa no lazain'i Jehovah: Indro, Izaho efa hahatonga loza aminao avy ao amin'ny ankohonanao ihany; ary hesoriko eo imasonao ny vadinao ka homeko ny namanao; ary izy handry amin'ny vadinao amin'izao antoandrobenanahary izao.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 12

Jereo 2 Samoela 12:11 amin'ny teny manodidina.