2 Samoela 12:12 MG1865

12 Fa ianao nanao izany tao amin'ny mangingina, ary Izaho kosa haneho izany zavatra izany eo anatrehan'ny Isiraely rehetra sy amin'izao antoandrobenanahary izao.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 12

Jereo 2 Samoela 12:12 amin'ny teny manodidina.