2 Samoela 14:13 MG1865

13 Dia hoy ravehivavy: Nahoana ianao no nihevitra toy izany hamely ny olon'Andriamanitra? Fa amin'ny, itenenan'ny mpanjaka izany zavatra izany, dia toa mahavoa ny tenany ihany izy noho ny tsi-fampodian'ny mpanjaka ilay noroahiny.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 14

Jereo 2 Samoela 14:13 amin'ny teny manodidina.