2 Samoela 14:14 MG1865

14 Fa tsy maintsy maty isika ka ho tahaka ny rano raraka amin'ny tany, izay tsy azo raofina intsony; ary Andriamanitra tsy manala ain'olona, fa mihevitra izay tsy hanariany ilay noroahiny.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 14

Jereo 2 Samoela 14:14 amin'ny teny manodidina.