2 Samoela 14:26 MG1865

26 Ary raha nanaratra ny lohany izy (fa isaky ny fitsingerenan'ny taona no nanaratany azy; fa nanavesatra azy ka noharatany), dia nolanjainy ny volon-dohany, ka sekely roan-jato no lanjany, araka ny fandanjan'ny mpanjaka.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 14

Jereo 2 Samoela 14:26 amin'ny teny manodidina.