2 Samoela 14:27 MG1865

27 Ary Absaloma niteraka zanaka telo mirahalahy sy vavy iray, atao hoe Tamara, ary vehivavy tsara tarehy izy.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 14

Jereo 2 Samoela 14:27 amin'ny teny manodidina.