2 Samoela 14:28 MG1865

28 Ary Absaloma nitoetra roa taona ngarangidina tany Jerosalema, nefa tsy mbola nahita ny tavan'ny mpanjaka ihany izy.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 14

Jereo 2 Samoela 14:28 amin'ny teny manodidina.