2 Samoela 15:20 MG1865

20 Fa vao omaly no nahatongavanao, ka anio va dia ho entiko manjenjena hiaraka aminay ianao? fa mandeha ho any amin'izay azoko aleha aho, koa miverena ihany ianao, ary ento hiara-miverina aminao koa ny rahalahinao; ho aminao anie ny famindram-po sy ny fahamarinana.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 15

Jereo 2 Samoela 15:20 amin'ny teny manodidina.