2 Samoela 15:21 MG1865

21 Fa Itahy namaly ny mpanjaka hoe: Raha velona koa Jehovah, ary raha velona koa ny mpanjaka tompoko, izay hitoeran'ny mpanjaka tompoko, na ho faty na ho velona, dia any koa no hitoeran'ny mpanomponao.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 15

Jereo 2 Samoela 15:21 amin'ny teny manodidina.