1 Ary hoy Ahitofela tamin'i Absaloma: Aoka aho hifantina lehilahy roa arivo amby iray alina ka hiainga hanenjika an'i Davida anio alina;
Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 17
Jereo 2 Samoela 17:1 amin'ny teny manodidina.