2 Samoela 17:10 MG1865

10 ary na dia izay mahery ka manana fo tahaka ny fon'ny liona aza dia ho ketraka tokoa; fa fantatry ny Isiraely rehetra fa lehilahy mahery rainao, sady lehilahy mahery koa ireny manaraka azy ireny.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 17

Jereo 2 Samoela 17:10 amin'ny teny manodidina.