2 Samoela 17:9 MG1865

9 Fa, indro, miery any an-davaka anankiray izy izao, na ao amin'ny fitoerana hafa; ka raha misy resiny amin'ny voalohany, izay mandre izany dia hanao hoe: Nahafatesana ny olona manaraka an'i Absaloma,

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 17

Jereo 2 Samoela 17:9 amin'ny teny manodidina.