2 Samoela 17:6 MG1865

6 Ary nony tonga teo amin'i Absaloma Hosay dia hoy Absaloma taminy: Izao no hevitr'i Ahitofela; ka hanao araka ny teniny va isika? Sa ahoana kosa no hevitrao?

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 17

Jereo 2 Samoela 17:6 amin'ny teny manodidina.