19 Dia hoy Ahimaza, zanak'i Zadoka: Aoka aho hihazakazaka hitondra teny mahafaly ho any amin'ny mpanjaka ny amin'ny nanomezan'i Jehovah azy ny rariny ka nahafahany tamin'ny fahavalony.
Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 18
Jereo 2 Samoela 18:19 amin'ny teny manodidina.