2 Samoela 18:20 MG1865

20 Fa hoy Joaba taminy: Tsy ho mpitondra teny mahafaly ianao, raha mandeha anio, satria maty ny zanakalahin'ny mpanjaka, fa andro hafa dia mbola hitondra teny mahafaly ihany ianao.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 18

Jereo 2 Samoela 18:20 amin'ny teny manodidina.