23 Ka nahoana aza, hoy izy: Aoka ihany aho hiezaka. Dia hoy Joaba taminy: Miezaha ary. Ary dia niezaka tamin'ny lalana eny amin'ny lemaka Ahimaza ka nihoatra an'ilay Kosita.
Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 18
Jereo 2 Samoela 18:23 amin'ny teny manodidina.