24 Ary Davida nipetraka teo anelanelan'ny vavahady roa; ary ny mpitily niakatra teo ambony vavahady teo amin'ny manda, ka nanopy ny masony, dia nahita, ka indry misy lehilahy iray mihazakazaka.
Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 18
Jereo 2 Samoela 18:24 amin'ny teny manodidina.