31 Ary, indro, avy ilay Kosita ka nanao hoe: Aoka ny mpanjaka tompoko hihaino teny mahafaly; fa Jehovah efa nanome anao ny rariny ka nahafaka anao ankehitriny tamin'izay rehetra nitsangana hikomy aminao.
Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 18
Jereo 2 Samoela 18:31 amin'ny teny manodidina.