32 Ary hoy ny mpanjaka tamin'ilay Kosita: Tsara ihany va Absaloma zatovo? Fa hoy ilay Kosita: Aoka ny fahavalon'ny mpanjaka tompoko sy izay rehetra mitsangana hanisy ratsy anao ho tahaka iny zatovo iny.
Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 18
Jereo 2 Samoela 18:32 amin'ny teny manodidina.