2 Samoela 19:1 MG1865

1 Ary dia niontana terỳ ny fon'ny mpanjaka, ka niakatra nankeo amin'ny efi-trano teo ambony vavahady izy sady nitomany teny am-pandehanana ka nanao hoe: Ry Absaloma, zanako, zanako, ry Absaloma, zanako ô! Inay anie aho no maty nisolo anao, ry Absaloma zanako, zanako ô!

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 19

Jereo 2 Samoela 19:1 amin'ny teny manodidina.