2 Samoela 19:17 MG1865

17 Ary Simey, zanak'i Gera, Benjamita avy any Bahorina, dia nidodododo nidina araka tamin'ny lehilahy amin'ny Joda tsena an'i Davida mpanjaka.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 19

Jereo 2 Samoela 19:17 amin'ny teny manodidina.