2 Samoela 2:28 MG1865

28 Dia nitsoka ny anjomara Joaba, ka dia nijanona ny olona rehetra, ary tsy nanenjika ny Isiraely intsony na niady taminy intsony izy.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 2

Jereo 2 Samoela 2:28 amin'ny teny manodidina.