2 Samoela 2:29 MG1865

29 Ary Abnera sy ny olony nandeha mandritra ny alina namaky ny tani-hay, dia nita an'i Jordana sy namaky an'i Bitrona rehetra, ka dia tonga tao Mahanaima izy.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 2

Jereo 2 Samoela 2:29 amin'ny teny manodidina.