2 Samoela 20:10 MG1865

10 Fa Amasa tsy nanahinahy ny sabatra teny an-tànan'i Joaba, kanjo nasiany tamin'ny kibony izy, ka dia nivaroraka tamin'ny tany ny tsinainy, ary tsy nasiany intsony, fa matiny tamin'izay. Ary Joaba sy Abisay rahalahiny nanenjika an'i Seba, zanak'i Bikry.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 20

Jereo 2 Samoela 20:10 amin'ny teny manodidina.