2 Samoela 20:9 MG1865

9 Ary hoy Joaba tamin'i Amasa: Tsara ihany va ianao, ry rahalahy? Dia noraisin'i Joaba tamin'ny tànany ankavanana ny somotr'i Amasa horohany.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 20

Jereo 2 Samoela 20:9 amin'ny teny manodidina.