2 Samoela 20:8 MG1865

8 Fa nony tonga tao amin'ilay vato lehibe tao Gibeona izy, dia avy Amasa nitsena azy; ary ny akanjo fiadian'i Joaba, ilay niakanjoany, dia nofehezina taminy, ary teo amboniny teo am-balahany no nisy ny fehin-tsabany ambamin'ny tranony; ary nony nandeha izy, dia latsaka ny sabatra.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 20

Jereo 2 Samoela 20:8 amin'ny teny manodidina.