39 Mandringana sy mandripaka azy aho, ka tsy maharina izy; Lavo eo ambanin'ny tongotro izy.
Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 22
Jereo 2 Samoela 22:39 amin'ny teny manodidina.