2 Samoela 22:40 MG1865

40 Hianao mampisikina ahy hery hiady; Aripakao ho ambaniko izay mitsangana hamely ahy.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 22

Jereo 2 Samoela 22:40 amin'ny teny manodidina.