2 Samoela 22:49 MG1865

49 Dia Ilay mitondra ahy ho afaka amin'ny fahavaloko; eny, manandratra ahy ho ambonin'izay mitsangana hanohitra ahy Hianao ary mamonjy ahy amin'ny olon-dozabe;

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 22

Jereo 2 Samoela 22:49 amin'ny teny manodidina.