2 Samoela 23:11 MG1865

11 Ary ny manarakaraka azy dia Sama, zanak'i Age Hararita. Ary nony nivory ho iray toko teo amin'ny tany nisy voanemba maniry ny Filistina, ary ny olona nandositra azy,

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 23

Jereo 2 Samoela 23:11 amin'ny teny manodidina.