2 Samoela 23:10 MG1865

10 dia nitsangana Eleazara ka namely ny Filistina mandra-pahavizan'ny tànany ka efa niraikitra tamin'ny sabatra; ary Jehovah nanao famonjena lehibe tamin'izany andro izany, ka ny haka babo ihany no sisa nanarahan'ny olona azy.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 23

Jereo 2 Samoela 23:10 amin'ny teny manodidina.