2 Samoela 23:9 MG1865

9 Ary ny manarakaraka azy dia Eleazara, zanak'i Dodo, zanak'i Ahohita, anankiray amin'izy telo lahy mahery teo amin'i Davida, raha nihaika ny Filistina izay niangona hiady ireo, ka niakatra ny lehilahy amin'ny Isiraely;

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 23

Jereo 2 Samoela 23:9 amin'ny teny manodidina.