8 Ary izao no anaran'ny lehilahy maherin'i Davida: Joseba-basebeta Takemonita no lehiben'ny mpanafika malaza; izy ilay Edino Eznita izay namely ny valon-jato lahy ka nahafaty azy tamin'ny ady indray mandeha monja.
Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 23
Jereo 2 Samoela 23:8 amin'ny teny manodidina.