2 Samoela 23:23 MG1865

23 Izy no nalaza noho ny telo-polo lahy, nefa tsy nahomby azy telo lahy teo izy. Ary Davida nanendry azy ho isan'ny mpanolo-tsaina azy.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 23

Jereo 2 Samoela 23:23 amin'ny teny manodidina.