23 Izy no nalaza noho ny telo-polo lahy, nefa tsy nahomby azy telo lahy teo izy. Ary Davida nanendry azy ho isan'ny mpanolo-tsaina azy.
24 Asahela, rahalahin'i Joaba, no anankiray amin'ny telo-polo, ary Elanana, zanak'i Dodo, avy any Betlehema,
25 Sama Harodita, Elika Harodita,
26 Heleza Paltita, Ira, zanak'Ikesy Tekoita,
27 Abiezera Anatotita, Mebonay Hosatita,
28 Zalmona Ahohita, Maharay Netofatita,
29 Haleba, zanak'i Bana Netofatita, Itahy, zanak'i Ribay, avy any Gibean'ny taranak'i Benjamina,