12 Ary Abnera dia naniraka olona tany amin'i Davida niaraka tamin'izay hanao hoe: An'iza ny tany? Ary koa hoe: Manaova fanekena amiko, ary, indro, ny tanako homba anao hampanaiky ny Isiraely rehetra anao.
Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 3
Jereo 2 Samoela 3:12 amin'ny teny manodidina.