2 Samoela 3:13 MG1865

13 Dia hoy izy: Tsara izany; izaho hanao fanekena aminao; kanefa zavatra iray loha no ilaiko aminao: Tsy hahazo mihaona amiko ianao, raha tsy entinao atỳ Mikala, zanakavavin'i Saoly.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 3

Jereo 2 Samoela 3:13 amin'ny teny manodidina.