2 Samoela 5:23 MG1865

23 Ary nanontany tamin'i Jehovah Davida, ka novaliany hoe: Aza mandeha; fa hodidino avy eo aoriana izy, ka ho tonga eo aminy ianao eo amin'ny tandrifin'ny hazo balsama.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 5

Jereo 2 Samoela 5:23 amin'ny teny manodidina.