2 Samoela 7:26 MG1865

26 Ary aoka hohalehibiazina mandrakizay ny anaranao ka hatao hoe; Jehovah, Tompon'ny maro, no Andriamanitry ny Isiraely; ka dia hampitoerina eo anatrehanao ny taranak'i Davida mpanomponao.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 7

Jereo 2 Samoela 7:26 amin'ny teny manodidina.