2 Samoela 7:27 MG1865

27 Fa Hianao, Jehovah Tompon'ny maro, Andriamanitry ny Isiraely, efa nilaza tamin'ny mpanomponao hoe: Izaho hanome taranaka anao; koa izany no nampahasahy ny fon'ny mpanomponao hanao izao vavaka izao aminao.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 7

Jereo 2 Samoela 7:27 amin'ny teny manodidina.