2 Samoela 7:28 MG1865

28 Ary noho izany, Jehovah Tompo ô, satria Hianao no Andriamanitra, ary marina ny teninao, ary Hianao efa nilaza izany zava-tsoa izany ny amin'ny mpanomponao,

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 7

Jereo 2 Samoela 7:28 amin'ny teny manodidina.