2 Samoela 7:29 MG1865

29 dia aoka ho sitrakao ny hitahy ny taranaky ny mpanomponao haharitra mandrakizay eo anatrehanao; fa Hianao, Jehovah Tompo ô, efa niteny izany; eny, aoka ny fitahianao no hitahianao ny taranaky ny mpanomponao mandrakizay.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 7

Jereo 2 Samoela 7:29 amin'ny teny manodidina.