2 Samoela 8:1 MG1865

1 Ary nony afaka izany, dia nandresy ny Filistina Davida ka nampietry azy; ary ny fanapahana ny renivohitra dia nesorin'i Davida tamin'ny tanan'ny Filistina.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 8

Jereo 2 Samoela 8:1 amin'ny teny manodidina.