2 Samoela 7:6 MG1865

6 Fa tsy mbola nitoetra an-trano Aho hatramin'ny nitondrako ny Zanak'Isiraely niakatra avy tany Egypta ka mandraka androany, fa nifindrafindra toby sy nifindrafindra toerana.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 7

Jereo 2 Samoela 7:6 amin'ny teny manodidina.