2 Samoela 7:7 MG1865

7 Ary tamin'izay rehetra nifindrafindrako niaraka tamin'ny Zanak'Isiraely, moa nisy nitenenako akory va ny firenen'Isiraely, izay notendreko ho mpiandry ny Isiraely oloko, ka nanaovako hoe: Nahoana no tsy manao trano sedera ho Ahy ianareo?

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 7

Jereo 2 Samoela 7:7 amin'ny teny manodidina.