2 Samoela 9:6 MG1865

6 Ary nony tonga teo amin'i Davida Mefiboseta, zanak'i Jonatana, zanak'i Saoly, dia niankohoka sy nitsaoka azy izy. Ary hoy Davida: Mefiboseta! Dia hoy izy: Inty ny mpanomponao.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 9

Jereo 2 Samoela 9:6 amin'ny teny manodidina.